Deskripsi
Tongasoa ato @ Gasy TITAN ary oooohhh 😊. Marihina ****asy daholo no membre ato @ clan . Izahay dia mandray izay rehetra HDV 13 miakatra Mila actif fona mamita GDC,raid jdc LGDC tsy actif pendant 2semaine voaroaka @ clan
- Clan Wars
- Clan War League
- Clan Games